txy_heb_text_reg/11/05.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 5Tamigny finoa gny namindra an'i Enoka ba sy ahitany gny fahafatesa. "Sy hita izy, akory nalan'Agnahary." Fa talohanigny nangala anazy, dra nizoro vavolombelo fa akasitrahan'Agnahary izy. \v 6DRa gny fa sy nahita finoa dra sy mety hekasitrahany. akory taliavy ho ze magnato an'Agnahary dra sy maisy mino fa misy Izy dra Izy gny mamaly soa anireo ze mitalia anazy.