txy_heb_text_reg/10/01.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 1Fa gny lalana dra alok'ireo raha soa ho avy avo, fa sy tena endrik'ireo raha reo. Ireo ze magnotany an'Agnahary dra sy afaky gny ho lafasy amigny alalanigny soro mitovy amize andesin'ireo pisoro isa-tao. \v 2Raha izay sy fa nisahasy gny nanolosy anireo soro reo ra ereo? Amizay tranga zay, raha fa nilioviny ndray mandeha ereo, dra sy ba hahafatasy gny ota sasy reo pivavaky. \v 3Fa amireo soro reo dra misy fapasiahiva reo ota isa-tao. \v 4Akory gny lionigny agnomby lahy vo osy lahy dra sy mahavita mangalaky reo ota.