txy_heb_text_reg/04/01.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 1 Noho izay, aoky hitandry soa sika ba sy hisy amindrare gny sy afaky hahatrasy gny zaka fapanatena nagna ho andrareo ba hilirandrareo ao amigny fisaharan'Agnahary. \v 2Fa isika dra nitalily gny vaovao mahafaly manahaky anereo. Fa izay hafasy izay dra sy nisy tombony ho an'ireo ze sy nitambasy tao amigny finoa nindray tamireo ze nakato. ('Fagnamaria: gny dikazaka ilany dra mivaky manahaky anizahoky:" Fa izay hafasy zay dra sy nisy tombony ho anireo ze nahare anazy tamigny sy finoa.")