txy_heb_text_reg/03/14.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 14Fa isika dra lasa piara-miasa amin'i Kristy raha toa ka mihazo fatrasy gny fahatokisasika anazy hatragny apiandoha dra hatragny amigny fiafarany. \v 15Fa gny momba anizay dra fa voazaka ho: "Amizao, raha mahare gny feony handrareo, dra ka magnamafy gny fondrareo, manahaky gny amigny fikomia."