txy_heb_text_reg/03/09.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 9Manahaky anizay gny razambendrareo aby nikomy tamigny alalanigny fisapa anahy, dra gny fa, nandrisy gny efapolo tao, dra hitan'ereo gny asako. \v 10Noho izay dra sy faly zaho amin'io taranak'io. \v 11Hoy zaho ho: 'Iza reo dra voatariky mandrakariva agny amigny lalandiso ao am-pony. Sy nahafatasy gny lalako ereo. Manahaky anizay gny nianiagnako tamigny fahoriako ho: 'Sy hilisy ao amigny fisaharako velively ereo."'