txy_heb_text_reg/01/04.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 4Lasa ambony manahaky reo azely Izy, akory gny agnara nilovany dra soa lavisy noho gny agnaran'ereo. \v 5Fa iza tamireo azely gny ba nizakan'Agnahary ho: "Zanako hanao, zaho lasa babanao androany" Dra indraiky ho: "Ho ray ho anazy zaho, dra izy ho zanako ho anahy"?