\v 1Aoky hitohy gny fitiava ara-pirahalahia. \v 2Ka magnaligno gny fapiatragnoa reo vahiny. Fa tamigny alalan'izay, gny naharezanigny ilany fapiatragnoa reo azely nefa sy fatany zay.