\v 7Hevero reo pitariky andrareo, reo ze nizaka gny Zakan'agnahary tamindrareo, dra hevero gny vokasigny fihesik'ereo. Aleo manahaky gny finoan'ereo. \v 8Jesosy Kristy dra sy miova omaly, vo amizao, vo ho mandrakizay.