\v 9Dra nana gny baba ara-nofo manahaky gny pagnafay isika, dra nagnaza anireo sika. Sy tokony hakato gny rainigny fagnahy ra isika dra ho velo? \v 10Fa esy andagniny gny andro araky ze marina tamin'ereo. \v 11Nefa esy akilany, Zagnahary nanao anizay ho ani'ze soa ho asika ba hafahasika mana azara amigny fahamasignany. Sy misy famaiza mitranga ho soa, fa manaitay aza. Kanefa izay afara kely dra mamokasy gny vikasy feno fedagnanigny fahamarigna ho an'ireo ze nizary taminizay.