\v 32Ino avo koa gny afaky ho zakako? Fa ho lany gny fotoako raha mizaka momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, dra momban'ireo paminany zaho. \v 33Tamigny alalanigny finoa gny nahazoan'ereo gny fazaka, niasa ara-drariny, dra nitakasy reo fapanatena. Nagnakombo gny vavan'ireo liona ereo, \v 34