auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-06 05:19:50 +01:00 committed by root
parent 8bdbf2ec09
commit 77b9e0e521
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11Tamigny finoa, na dre Saraha Izy vatany ze sy miteraky aza, gny nahazoan'i Abrahama gny fahafaha ho ray. Nitragna izay na dre fa tena atisy aza izy, akory niheveriny hanahaky gny matoky name gny fapanatena izy. [Fagnamariha: Misy fagnotania mombanigny ho gny finoan'i Abrahama sa gny finoan'i Saraha gny navohitra. " Tamigny finoan'i Saraha, na dre fa atisy aza izy, gny nahazoany gny hery hanagnanaky, na dre fa tena ati
\v 11Tamigny finoa, na dre Saraha Izy vatany ze sy miteraky aza, gny nahazoan'i Abrahama gny fahafaha ho ray. Nitragna izay na dre fa tena atisy aza izy, akory niheveriny hanahaky gny matoky name gny fapanatena izy. [Fagnamariha: Misy fagnotania mombanigny ho gny finoan'i Abrahama sa gny finoan'i Saraha gny navohitra. " Tamigny finoan'i Saraha, na dre fa atisy aza izy, gny nahazoany gny hery hanagnanaky, na dre fa tena atisy aza izy hinday zaza, akory nihevisy gny nagnome gny fapanatena anazy ho matoky."] \v 12Noho izay, avy amizay lelahy zay, ze fa ho maty, gny nahaterahan'ireo ze manahaky anireo kita egny a