auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-06 05:45:09 +01:00 committed by root
parent 8e7d6840a9
commit 55908cdae0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14Magnezeha fiadagna miaraky amigny olon'aby, dra gny fahamasigna avo koa ze sy hahitan'iza iza gny Topo raha sy miaraky amizay. \v 15Mitandrema ba sy hisy na iza na iza sy hana gny fahasoavan'Agnahary, dra sy hisy afaky gny faharariny, mitombo hiteraky korota
\v 14Magnezeha fiadagna miaraky amigny olon'aby, dra gny fahamasigna avo koa ze sy hahitan'iza iza gny Topo raha sy miaraky amizay. \v 15Mitandrema ba sy hisy na iza na iza sy hana gny fahasoavan'Agnahary, dra sy hisy afaky gny faharariny, mitombo hiteraky korota, ba sy ho maro gny lasa voaloto amizay. \v 16Mitandrema ba sy hisy fizangazanga na olo sy zagnahary manahaky an'i Esao, ze namarosy gny fizokiany