txy_heb_text_reg/10/01.txt

1 line
423 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-06 04:19:50 +00:00
\v 1Fa gny lalana dra alok'ireo raha soa ho avy avo, fa sy tena endrik'ireo raha reo. Ireo ze magnotany an'Agnahary dra sy afaky gny ho lafasy amigny alalanigny soro mitovy amize andesin'ireo pisoro isa-tao. \v 2Raha izay sy fa nisahasy gny nanolosy anireo soro reo ra ereo? Amizay tranga zay, raha fa nilioviny ndray mandeha ereo, dra sy ba hahafatasy gny ota sasy misy fapasiahiva reo ota isa-tao. \v 4Akory gny lionigny