txy_heb_text_reg/11/04.txt

1 line
264 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-06 04:19:50 +00:00
\v 4Tamigny finoa gny nanoloran'i Abela fagnatisy soa kokoa ho an'Agnahary noho gny an'i Kaina, tamigny alalan'izay gny nitaliliany anazy ho marina, dra Zagnahary nizaka soa anazy noho reo fagnatisy, dra amigny finoa gny bo hizakan'i Abela, na dre fa maty aza izy.