1 line
462 B
Plaintext
1 line
462 B
Plaintext
\v 12Dra Zerobabela zanadahin'i Sealtiela, vo i Josoa pisorom-be zanadahin'i Jozadaka, mindray amireo olo sisa tavela, dra nakato gny feon'i Yaveh Zagnaharin'ereo vo reo zakan'i Hagay paminany, akory Yaveh Zagnaharin'ereo gny nandefa anereo dra reo vahoaky dra natahosy gny tarehin'i Yaveh. \v 13Dra i Hagay, gny pinday gny hafas'i Yaveh, dra nizaka gny hafas'i Yaveh taminigny vahoaky nanao anizahoky ho: "Mindray amindrareo Zaho!__Zay gny fagnambaran'i Yaveh!" |