txy_hag_text_reg/02/03.txt

1 line
604 B
Plaintext

\v 3''Iza gny tavela amidrareo izay nahita ity tragno ity tamigny voninahiny taloha? Manaoakory gny fahitadrareo izay ankehitriny? Moa se sy manahaky gny sinosino eo amasodrareo izay? \v 4Akehitriny, matazaha, dra Zerobabela!__izay gny fizakan'i Yaveh__dra matazaha, dra pisoro be dra iJosoa zanak'i Jehozadaka; dra matazaha, hadrareo vahoaky rehetra amigny tany!__izay gny fizakan'i Yaveh__dra miasa , fa momba adrareo zaho!__izay gny fizakan'i Yaveh topon'ny maro. \v 5Izay gny fagneke izay naoriko tamidrareo raha niboaky tagny Egypta hadrareo, dra mitoboha ao amidrareo gny fagnahiko. Ka matahosy!