txy_gal_text_reg/04/24.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 24Reo raha reo dra azo resy manahaky gny fagnohara, akory reo apela reo dra magnambara fagneke ro. GNy raiky amin'ereo dra boaky amigny tendrombohis'i Sinay dra niteraky zaza andevo izy. Izy io dra i Hagara. \v 25Dra i Hagara dra maneho gny tendrombohis'i Sinay agny Arabia; dra maneho an'i Jerosalema amizao fotoa zao, akory andevozy niaraky tamireo zanany izy.