\v 19Ry zanako, bo mizaly amigny fahararianigny fiteraha ho andrareo ndraiky zaho mandra-piforon'i Kristy ao amindrareo. \v 20Magniry zaho ba ho afaky miaraky amindrareo amizao dra hagnova gny feoko, akory sahira-say noho gny amindrareo zaho.