txy_gal_text_reg/04/08.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 8Fa tamizay fotoa zay, handrareo bo sy nahay an'Agnahary, dra natao ho andevon'ireo zay, amigny hery voazagnahary, dra sy zagnahary velively. \v 9Fa amizao handrareo dra lasa nahay an'Agnahary, na koa hoe fatan'Agnahary handrareo, dra akory gny heverindrareo amigny abidim-penara malemy vo sy misy dikany? Te ho andevozy ndraiky ra handrareo?