txy_gal_text_reg/04/03.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 3Manahaky anizay avo koa, tamy isika bo ny zaza, dra nandevozin'ireo lalana fisipi-pianaran'izao totolo izao. \v 4Fa gny fa avy gny fahafenoanigny fotoa, dra nandefa gny Zanany Zagnahary, ze nateran-apela, nateraky tao ambaninigny lalana. \v 5Nanao anizay Izy ba hagnavota reo ze ambaninigny lalana, ba hahafatarasika mitakasy gny fanangana ho zanaky.