txy_gal_text_reg/01/08.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 8 Fa na izahay na azely avy agny an-dagnisy aza gny hitory filazasara hafa amindrareo, dra aoka izy ho voaozo. \v 9 Araky zay nizakanay taloha, dra amizao zaho mizaka ndraiky ho: ''Gny misy olo mizaka amindrareo filazasara hafa noho izay niresindrareo, dra aoka zy ho voaozo.' \v 10 Moa se izaho amizao mitalia gny fakatoavan'ny olo sa Zagnahary? Moa se zaho mitalia izay hapifaly gny olo? Gny bo manohy miezaky gny hapifaly olo zaho, dra sy panopon'i Kristy.