txy_gal_text_reg/01/03.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 3Fahasoava ho amindrareo dra fedagna boaky amin'Agnahary Rasika vo Jesosy Kristy Topo, \v 4ze nanolosy gny vatany ho anigny fahotasika ba hahafahany asika amizao andronigny faharasia zao, araky gny sitrapon'Agnaharisika vo Raika, \v 5ho anazy anie gny voninahisy mandrakizay doria. Amena.