\v 6Gaga zaho ho niala malaky tamigny nitoka andrareo tamigny fahasoavan'i Kristy hadrareo. Gaga zaho fa mitoliky ho amigny filazasara hafa hadrareo. \v 7Sy midika akory izay fa misy filazasara hafa, fa misy olo mamoro izay minday fikorotagna ho andrareo dra tehagnova gny filazasaran'i Kristy.