\v 1 I Bezalila vo Oholiaba dra reo olo mana-taleta zauy fa nomen'i Yaveh fahaiza-manao vo fahalakia ba ahafatasy gny fomba fiasa amy fagnamboara gny toera masy dra nanao gny asa arakizay aby nandidian'i Yaveh.