txy_exo_text_udb/29/08.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 8 Iandrareo dra sy maisy minday reo zanany dra mampiakazo lava anazy reo.\v 9 Sy maisy mampiakazo an'i Arona vo reo zanany amy saro-tratra dra mametraky fehiloha amin'ereo iandrareo.Ho anazy reo amy alalany mandrakizay gny asa fisorogna amy fomba zay dra sy maisy hanoka an'i Arona vo reo zanany ba hanompo anahy iandrareo.