txy_exo_text_udb/06/23.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 23 Nanambaly an'i Eliseba i Arona, zanakapelan'i aminadaba, anabavin'i Nasona.Niteraky an'i Nadaba, Abiho, Eleazara, dra i Itamara taminazy izy.\v 24 Reo zanadahin'i kora dra i Asira,Elkana, dra i Abiasafa.\v 25 Eleazara, zanadahin'i Arona, nanambaly gny raiky tamin'ereo zanakapelan'i Potiela.Niteraky an'i Fineasa taminazy izy.Reo gny lohany fianakavia teo amin'ereo Levita, miaraky amin'ereo taranany.