txy_exo_text_udb/06/20.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 20 Dra nanambaly an'i Jekebeda i amrama, anabaviny rany.Niteraky an'i Arona vo i Mosesy taminazy izy.Niay 137 tao i Amrama dra maty laha teo.\v 21 reo zanadahin'i Jezera dra i Nafega, vo i Zikry.\v 22 Reo zanadahin'i Oziela dra i Misaela, Elzafana, dra i Sitry.