|
\v 10 Sy maisy hinday gny vantonagn'ombilahy eo anatrehany gny fihaogna iandrareo aby, dra i Arona vo reo zanany dra sy maisy mametraky gny tagnan'ereo amy lohany.\v 11 Sy maisy mamono gny vantonagn'ombilahy eo anatrehan'i Yaveh eo amy fidira amy gny fihaogna iandrareo. |