txy_exo_text_udb/28/29.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 29 Raha magnao amy fitoera masy i Arona , dra sy maisy minday gny agnaran'ereo ao amy saro-naragna fanapahan-kevisy, ba ho fahasiarova maharisy eo anatrehan'i Yaveh.'v 30 ao apetrakao ao amy saro-naragna fanapahan-kevisy gny Orima vo gny Tomima, ba ho eo amy fon'i Arona zay raha milisy eo anatrehan'i yaveh izy.Aminizay i Arona dra hinday gny fomba andesiny manapa-kevisy ho agny vahoakan'Israely eo am-pony lalandava eo anatrehan'i Yaveh.