|
\v 34 Dra gny raho nandrakosy gny fihaogna, dra gny voninahisin'i Yaveh naheniky gny tabernakely. \v 35 Sy sfaky nisofoko tao aminigny gny fihaogna i Mosesy satria raho fa nitoesy tao aminizay, satria gny vopninahisin'i Yaveh nagneniky gny tabernakely. |