txy_exo_text_udb/32/25.txt

1 line
593 B
Plaintext

\v 25 Hitan'i Mosesy fa nanao fitondran-tena sy mendriky reo vahoaky (satria nangan'i Arona hioha -pefy izy reo, nagnenga reo fahavalon'ereo haneso anazy reo).\v 26 Laha teo Mosesy nisanga teo amy filira mangnao amy toby ka nanao ho:''Na iza na iza miaraky amin'i Yaveh, dra mandehana etiho aminahy.''Nitangoro nagnodidy anazy reo Levita aby. \v 27 Ho izy tamin'ereo :''Yaveh, Zagnaharin'Israely, dra nizaka ho:'Ao gny olo kirairaiky hanao gny sabatrany ho ao ambalahany dra hirerirery eo amy isam-batrangara manera gny toby , ka hamono gny rahalahiny, gny sakaizany dra gny namany aminazy.'''