1 line
406 B
Plaintext
1 line
406 B
Plaintext
\v 8 Dra nisy mpzaka vaovao nazaka nanera an'i Egypta, zay sy nahafatasy gny mombon'i Josefa. \v 9 Ho izy tamin'ereo vahoakany ho:''Indro , reo Israelita dra maro agn'isa vo matazaky koa noho isika.\v 10 Magnatogna, ao isika ifampiraharaha am-pahendrena amin'ereo,raha sy zay dra hitombo isa hatrany izy reo, dra raha vaky gny aly, dra hamozy reo fahavalosika izy reo, hialy amisika, dra handao gny tany.'' |