txy_exo_text_udb/24/12.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 12 Ho Yaveh tamin'i Mosesy ho:''Miakara eto aminahy eto amy tendrombohisy ka mitoera eto. Homeko anao reo vato pisaky vi gny lalana dra reo didy ze fa nosoratako, ba hampianarinao anazy reo.''\v 13 Dra Mosesy niala niaraky tamin'i Josoa mpiasany dra niakasy tagny antendrombohisin'Agnahary.