txy_exo_text_udb/24/07.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 7 Nalany gny bokiny fanekem-pihavana dra nivakiny fatrasy tamin'ereo vahoaky. Ho izy reo ho:''Hataonay aby reo ze nizakan'i Yaveh. Ho mpankatoa zahay.''\v 8 Dra nalan'i Mosesy gny lio ka nafafiny teo amy vahoaky. Ho izy ho:''Itio gny liony fanekem-pihavana ze nataon'i Yaveh tamindrareo amy fagnomeza zao fampanatena miaraky amin'izao zaka iaby zao.''