txy_exo_text_udb/24/01.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 1 Dar yaveh nizaka tamin'i Mosesy ho:''Miakara atiho aminahy-ianao, Arona, Nadada, Abiho vo fito-polo amy loholon'Israely, dra manompoa anahy egny lavisy egny. \v 2 Mosesy raiky gny afaky magneky anahy. ao sy hagneky reo hafa, dra sy mahazo miakasy miaraky aminazy gny vahoaky.