txy_exo_text_udb/23/23.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 23 Handeha eo alohanao gny azeliko dra hinday anao agny amin'ereo amorita, Hetit, Perisita, Kananita, Hivita, dra reo Jebosita. Handringa anazy reo zaho. \v 24 Ka miankohoky amy zagnaharin'izy reo, manompo anazy reo, na manao ze hataon'ereo ianao. Fa koa, sy maisy ravanao tateraky reo dra torotoro reo sangam-baton'ereo. \v 25 Manompoa an'i Yaveh Zagnaharinao, dra hitahy gny mofonao vo gny ranonao Izy. alako aminao gny arety.