1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 49 Zay lalana zay sady hihasy amy teratany vo gny vahiny zay mipetraky eo amindrareo.''\v 50 Koa dra tena nanao araly zay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy vo i Arona reo Israelita aby.\v 51 Dra tamin'io andro io indrindra gny nindesan'i Yaveh gny isan-tokon'Israely niboaky gny tany Egypta. |