txy_exo_text_udb/03/19.txt

1 line
669 B
Plaintext

\v 19 Nefa fatako da sy hamela andrareo handeha gny mpazakan'i egypta, raha sy hoterena izy.\v 20 Hanondrosy gny tagnany zaho dra hanafiky reo egyptiana amin'ereo fahagaga ze ho ataoko eo amin'ereo. Raha afaky zay dra hagnenga andrareo handeha izy. \v 21 Dra hampahitako fitia amy Egyptiana reo vahoakyu reo, koa raha handeha iandrareo, dra sy handeha amy tagnam-polo.\v 22 gny ampela aby dra hangataky firavaky volafosy vo volamena dra fitifia amin'ereo Egyptiana mpiara-mony aminazy vo ze ampela aby mitoesy ao antragnon'ereo mpiara-mony aminazy. Hampinday andrareo gny zanakindrareo lahy vo gny zanakapelandrareo zay. Zay gny fomba handrobahandrareo gny Egyptiana.''