txy_exo_text_udb/03/16.txt

1 line
785 B
Plaintext

\v 16 Mandehana ka vorio miaraky reo loholon'Israely. zakao amin'ereo ho:''Yaveh, Zagnahariny gny razandrareo, Zagnaharin'i Abrahama, Zagnaharin'i Isaka, Zagnaharin'i Jakoba, fa niseho taminahy ka nanao ho:''Fa nandiniky andrareo vatany zaho, dra nahita ze natao tamindrareo tagny Egypta.''\v 17 Fa nampanatena zaho fa hinday andrareo hiala amy fampahoria ao Egypta ho agny amy tanin'ereo Kananita, Hetita, Amorita, Perizita, Hivita, dra reo Jebosita, tany tondra-dronono vo tately. ''\v 18 Hiteno anao izy reo. sy maisy magnagny amy mpazakan'i Egypta ianao vo reo loholon'Israely, ka zao gny sy maisy ho zakandrareo aminazy ho:''Yaveh, Zagnahariny gny Hebreo, dra fa nihaona taminay. Ko ao zahay handeha hateloana agny an'efisy, ba hahafahanay hanao soro ho an'i Yaveh, Zagnaharinay.'