txy_exo_text_udb/28/17.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 17 asio andalam-batosoa sarobily efasy eo aminizay.Gny andala volohany dra sy maisy misy karnelia, topazy, dra emeralda mena.\v 18 Gny andala faharo koa dra sy maisy misy emeralda, safira, dra diamondra.\v 19 Gny andala fahatelo dra sy maisy asia opla, agata, dra ametysta.\v 20 Gny andala fahefasy dra sy maisy misy beryla, vo krysolita dra jaspy.Sy maisy hampizera-raha amy ranom-bolamena zay.