txy_exo_text_udb/29/43.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 43 agny no hihaognako amin'ereo Israelita, gny dra ho atoka ho anahy amy alalny voninahiko.\v 44 Hanoka gny fihaogna vo gny alita ho an'ereo ze gn'anahy manoka .Hanoka an'i Arona vo reo zanany ba hanompo anahy ho gny mpisoro avo koa zaho.