txy_exo_text_udb/01/18.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 18 Nampitoka reo mpampivelo gny mpazakan'i Egypta ka nizaka tamin'ereo ho:''Nanao akory gny nanao zao iandrareo, dra namela reo zazalahy masaiky ho velo?''\v 19 Dra namaly an'i Farao reo mpampivelo ho:''Sy mitovy amin'ereo ampela Egyptiana reo ampela Hebreo. Matazaky izy reo ka fa nahavita namoaky zaza mialohany hahaviany mpampivelo agny amin'ereo.''