txy_exo_text_udb/09/29.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 29 Ho Mosesy taminazy ho:''Raha vatany vao miala eto amin'itio tana itio zaho, hasandrato agny amin'i Yaveh gny tagnako.Hizano gny hotriky , dra sy hisy havandra sasy. Zay gny faomba hahafataranao fa an'i Yaveh gny tany.\v 30 fa gny aminao vo reo mpanomponao, fatanao fa sy bo tena magnomr voninahisy an'i Yaveh Zagnahary iandrareo.''