|
\v 21 Nagneky hiara-hipetraky taminigny lelahy i Mosesy, ze nagnome anazy an'i zipora zanakapelany avo koa ba ho valiny. \v 22 Niteraky zazalahy izy, dra nitokavin'i Mosesy hoe Gersoma gny agnarany;ho izy ho:''Fa vahiny atio amy taniny firenena hafa zaho.'' |