1 line
440 B
Plaintext
1 line
440 B
Plaintext
\v 18 Raha nandeha tagny amin'i Regoela rany reo ampela, dra hoy izy ho:''Nanao akory gny avy aloha atio antragno iandrareo androany?''\v 19 Dra hoy izy reo ho:''Nisy Egyptiana raiky nagnavosy anay tamin'ereo mpiaraky agn'ondry. Ba nangalaky rano ho anay vo nampino rano reo agn'ondry vo osy aza izy.''\v 20 Dra hoy izy tamin'ereo zanakapelany ho:''Dra eza dra izy?Nanao akory gny nangandrareo ralelahy?Tokavo izy ba hiara-hihina amisika.'' |