txy_exo_text_udb/39/27.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 27 Namboarin'erteo ho an'i Arona vo reo zanany gny akazo rongony fosy madiniky.\v 28 Nanao gny hamama rongony fosy madiniky ,gny fehy loha rongony fosy madiniky , gny atin'akazo rongony fosy madiniky , vo gny satroky vita amy rongony fosy madiniky \v 29 dra foly manga , volomparasy , dra jaky mena , ho asany dra araky gny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy.