1 line
562 B
Plaintext
1 line
562 B
Plaintext
\v 5 Dra nizoso tao amy raho Yaveh ka nisanga niaraky tamin'i Mosesy teo, dra nanogno gny agnarany ho:''Yaveh''izy.\v 6 Dra niriosy teo anoloan'i Yaveh ka nagnambara ho:''Yaveh, Yaveh, Zagnahary dra mamindra fo vo miferegnay, mahari-po, vo feno fahatokiam-paneke vo fahamendreham-pitokisa,\v 7 mita gny sy fivaliham-paneke hatraminigny taranaky arivo mifandimby, mamela hieloky, fahadisoa, dra fahota Izy.Kanefa hagnalio ze hory izy.Hamaly gny hahorian'ereo rany amin'ereo zanaky Izy vo amin'ereo zanakin'ereo zanaky, hataminigny taranaky fahatelo vo fahefasy.'' |