1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 15Ereo bao dra sy maisy apetraky eo amy mason-drojon'ny fiara; sy azo alasitagny eo amizay ereo. \v 16Apetraho ao amy fiara ereo didin'ny fagnekena ze homeko adrareo. \v 17Manova sarom-panavota vita amy volamena malio. Ro hakiho sy tapany gny halavany, dra ereo hakiho sy tapany gny sakany. \v 18Manova kerobina volamena voatefy ro ho eo amy sakany sarom-pagnavota. |