txy_exo_text_udb/03/09.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 9 Amizao fa avy atiho aminahy reo fitaraignany gny vahoakin'Israely. Dra koa, da hitako gny fampahoria nataon'ereo egyptiana. \v 10 Noho zay, hagniraky anao ho agny amin'i Farao zaho ba hahafahanao hinday gny vahoakako, reo Israelita, hiala ao Egypta.''