\v 18 Raha avy niresaky tamin'i Mosesy Zagnahary teo antendrombohisin'i Sinay, dra nomeny takelaky rony didim-paneke izy, vita tamy vato, voasorasy tamy tagnany avo.